1 Mpanjaka 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+ Ohabolana 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady,+ ary ahazoana famonjena ny fananana mpanolo-tsaina maro.+
31 Ny mpanjakan’i Syria anefa efa nandidy azy roa amby telopolo lahy, lehiben’ny+ kalesiny, hoe: “Aza miady amin’ny kely na amin’ny lehibe, fa amin’ny mpanjakan’ny Israely ihany.”+
6 Tari-dalana tsara no ilainao ho amin’ny ady,+ ary ahazoana famonjena ny fananana mpanolo-tsaina maro.+