2 Mpanjaka 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria i Jorama+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary roa ambin’ny folo taona no nanjakany.
3 Lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria i Jorama+ zanak’i Ahaba, tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Ary roa ambin’ny folo taona no nanjakany.