2 Samoela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nanatona azy aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy rehefa lavo noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny diadema+ teo amin’ny lohany sy ny brasele teny an-tsandriny, mba hoentiko atỳ amin’ny tompoko.” 2 Samoela 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nesoriny ny satroboninahitra teny an-dohan’i Malkama.+ Nilanja talenta* volamena iray izy io, sady nisy vatosoa. Koa natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary be dia be ny zavatra azo babo+ navoakany avy tao amin’ilay tanàna.
10 Koa nanatona azy aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy rehefa lavo noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny diadema+ teo amin’ny lohany sy ny brasele teny an-tsandriny, mba hoentiko atỳ amin’ny tompoko.”
30 Ary nesoriny ny satroboninahitra teny an-dohan’i Malkama.+ Nilanja talenta* volamena iray izy io, sady nisy vatosoa. Koa natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Ary be dia be ny zavatra azo babo+ navoakany avy tao amin’ilay tanàna.