FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa nandeha naka izany ny olona ka samy nanao trano rantsankazo teny an-tampon-tranony+ sy teny an-tokotaniny, sy teny an-tokotanin’ny+ tranon’Andriamanitra, sy teny amin’ny tany malalaka+ tandrifin’ny Vavahadin-drano+ sy ny tany malalaka tandrifin’ny Vavahadin’i Efraima.+

  • Nehemia 12:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 ary nandalo teo ambonin’ny Vavahadin’i Efraima+ sy ny Vavahadin’ilay Tanàna Taloha,+ ka nizotra nankany amin’ny Vavahadin-trondro+ sy ny Tilikambon’i Hananela+ ary ny Tilikambon’i Mea,+ hatrany amin’ny Vavahadin’ondry,+ dia nijanona teo amin’ny Vavahadin’ny Mpiambina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara