1 Mpanjaka 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary i Solomona Mpanjaka nanao sambo maromaro tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota,+ teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+ 2 Mpanjaka 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izay koa i Rezina mpanjakan’i Syria no nampody an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia nesoriny tany Elata ny Jiosy. Koa niditra tany Elata ny Edomita, ka monina any mandraka androany. 2 Tantara 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tamin’izay i Solomona no nankany Eziona-gebera+ sy Elota+ teny amoron-tsiraka, tany Edoma.+
26 Ary i Solomona Mpanjaka nanao sambo maromaro tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota,+ teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+
6 Tamin’izay koa i Rezina mpanjakan’i Syria no nampody an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia nesoriny tany Elata ny Jiosy. Koa niditra tany Elata ny Edomita, ka monina any mandraka androany.