1 Mpanjaka 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra. 1 Mpanjaka 22:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Ary i Ahazia+ zanak’i Ahaba no lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria, tamin’ny taona fahafito ambin’ny folo nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Nanjaka roa taona teo amin’ny Israely izy.
24 Ary novidiny talenta volafotsy roa tamin’i Samera ny tendrombohitr’i Samaria. Koa nanorina tanàna teo amin’ilay tendrombohitra izy, ary Samaria+ no nataony anaran’ilay tanàna, araka ny anaran’i Samera, tompon’ilay tendrombohitra.
51 Ary i Ahazia+ zanak’i Ahaba no lasa mpanjakan’ny Israely tao Samaria, tamin’ny taona fahafito ambin’ny folo nanjakan’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Nanjaka roa taona teo amin’ny Israely izy.