Genesisy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+ Ezra 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+ Apokalypsy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+
10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+
6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+
5 Fa efa niavosa hatrany amin’ny lanitra ny fahotany,+ ary Andriamanitra efa nahatsiaro ny tsy rariny nataony.+