2 Mpanjaka 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa tonga avy tany ny mpanjaka, dia hitany ilay alitara.+ Ary nankeo izy ka nanolotra fanatitra teo amboniny.+ 2 Mpanjaka 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nodorany mba hidona-tsetroka+ ny fanatitra dorana+ sy ny fanatitra varimbazaha+ natolony. Nandraraka fanatitra zava-pisotro+ koa izy, ary nafafiny teo ambonin’ilay alitara ny ran’ny sorona iombonana natolony.
12 Rehefa tonga avy tany ny mpanjaka, dia hitany ilay alitara.+ Ary nankeo izy ka nanolotra fanatitra teo amboniny.+
13 Ary nodorany mba hidona-tsetroka+ ny fanatitra dorana+ sy ny fanatitra varimbazaha+ natolony. Nandraraka fanatitra zava-pisotro+ koa izy, ary nafafiny teo ambonin’ilay alitara ny ran’ny sorona iombonana natolony.