1 Mpanjaka 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo,+ ary hisioka sy hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+ Jeremia 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+
8 Ary ho lasa korontam-bato miavosa ity trano ity,+ ka hidanàka izay rehetra mandalo eo,+ ary hisioka sy hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany sy trano ity?’+
16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+