Eksodosy 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hitako fa vahoaka mafy hatoka io vahoaka io.+ Deoteronomia 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa forao ny fonareo,+ ary aza manamafy hatoka intsony.+ 2 Tantara 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Romanina 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy kosa izy ny amin’ny Israely: “Tontolo andro no namelarako ny tanako tamin’ny vahoaka izay sady tsy mankatò+ no mamalivaly.”+
13 Nikomy tamin’i Nebokadnezara Mpanjaka koa izy,+ nefa i Nebokadnezara efa nampianiana azy tamin’ny anaran’Andriamanitra.+ Ary nanamafy+ hatoka sy nanamafy+ fo foana i Zedekia, ka tsy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.
21 Hoy kosa izy ny amin’ny Israely: “Tontolo andro no namelarako ny tanako tamin’ny vahoaka izay sady tsy mankatò+ no mamalivaly.”+