FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 33:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa raha vao azom-pahoriana izy,+ dia niezaka nampitony an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka tena nanetry tena+ tokoa teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razany.

  • 2 Tantara 34:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 ‘Koa satria mora nanaiky ny fonao+ ka nanetry tena+ ianao noho ny amin’Andriamanitra, rehefa nandre ny teniny momba ity toerana ity sy ny mponina eo aminy, eny, nanetry tena teo anatrehako ianao+ ka nandrovitra+ ny akanjonao ary nitomany teo anatrehako, dia nihaino+ anao aho, hoy i Jehovah.

  • Jeremia 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Namono an’i Mika ve i Hezekia mpanjakan’ny Joda sy ny olon’i Joda rehetra tamin’izay? Tsy natahotra an’i Jehovah ve i Hezekia ary nampitony an’i Jehovah,+ ka nanenenan’i Jehovah ny loza efa nolazainy hamelezana azy ireo?+ Koa mitady loza lehibe ho an’ny tenantsika isika raha mamono an’i Jeremia.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara