FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia omena anao ny fahendrena sy ny fahalalana.+ Ary homeko harena sy fananana ary voninahitra koa ianao. Tsy nisy nanana toy izany ny mpanjaka rehetra talohanao,+ ary tsy hisy hanana toy izany koa ny any aorianao.”+

  • 2 Tantara 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nataon’ny mpanjaka be dia be toy ny vato ny volafotsy tany Jerosalema. Ary nataony betsaka toy ny aviavidia+ any Sefela+ ny hazo sedera.+

  • 2 Tantara 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina teo an-tanany ny fanjakana.+ Ary nanateran’ny Joda rehetra fanomezana+ foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara