19 sy ny tanàna rehetra fitehirizana entana sy vokatra+ izay lasan’i Solomona, sy ny tanàna fanatobiana kalesy+ sy ny tanànan’ny mpitaingin-tsoavaly ary ireo zavatra tsara nirin’i Solomona+ haorina tao Jerosalema sy Libanona ary nanerana ny tany nanjakany.