12 Ary manodidina an’ilay tokotany lehibe dia nasiany tamboho natao tamin’ny vato voapaika telo andalana+ sy vatan-kazo sedera iray andalana. Toy izany koa ilay tokotany anatiny,+ izay misy ny tranon’i+ Jehovah sy ny tilikambo fidirana mankao amin’io+ trano io.