2 Mpanjaka 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.
2 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy.+ Zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena+ noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely, no nataony.