FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nalainy ilay zanak’omby nataon’ireo, ka nodorany ary notorotoroiny ho vovoka.+ Ary nafafiny teny amin’ny rano izany,+ ka nampisotroiny ny zanak’Israely.+

  • Deoteronomia 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nalaiko ilay zanak’omby,+ izay fahotana nataonareo, ka nodorako tao anaty afo, ary nopotipotehiko sy notorotoroiko tanteraka mandra-pahatongany ho madinika toy ny vovoka. Avy eo, dia natsipiko tao amin’ilay riaka nikoriana avy tany an-tendrombohitra ny vovony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara