FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary lasa natahotra an’i Jehovah ireny firenena ireny,+ nefa ny sary sokitra nataony ihany no notompoiny. Ary ny zanany sy ny zafikeliny kosa, dia toy ny nataon’ny razany ihany no nataony mandraka androany.

  • 2 Tantara 33:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary ny vavak’i+ Manase sy ny nihainoana ny fitalahoany,+ ary koa ny fahotany+ rehetra sy ny nivadihany tamin’Andriamanitra,+ mbamin’izay faritra nasiany toerana avo+ sy tsato-kazo masina+ ary ny sary sokitra,+ tamin’izy mbola tsy nanetry tena,+ dia efa voasoratra ao amin’ny tenin’ireo mpahita fahitana ho an’i Manase.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara