2 Mpanjaka 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary tsy natao ampamoaka+ ireo lehilahy notolorana an’ilay vola homena ny mpanao ny asa,+ satria mendri-pitokisana+ izy ireo tamin’ny asany. Nehemia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia notendreko hifehy an’i Jerosalema i Hanany+ rahalahiko sy Hanania andriana tao amin’ny Lapa,+ noho izy lehilahy mendri-pitokisana+ tokoa sady natahotra+ an’Andriamanitra nihoatra noho ny olona maro. Ohabolana 28:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+ 1 Korintianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha izany àry no izy, dia takina amin’ny mpanompo+ toy izany ny ho olona mendri-pitokisana.+
15 Ary tsy natao ampamoaka+ ireo lehilahy notolorana an’ilay vola homena ny mpanao ny asa,+ satria mendri-pitokisana+ izy ireo tamin’ny asany.
2 Dia notendreko hifehy an’i Jerosalema i Hanany+ rahalahiko sy Hanania andriana tao amin’ny Lapa,+ noho izy lehilahy mendri-pitokisana+ tokoa sady natahotra+ an’Andriamanitra nihoatra noho ny olona maro.
20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+