FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nantsoin’i Mosesy avy hatrany ny anti-panahy rehetran’ny Israely,+ ka nilazany hoe: “Mandehana maka ondry na osy, ka ataovy iray isam-pianakaviana izany, dia vonoy hatao sorona amin’ny Paska.+

  • 2 Tantara 30:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Avy eo dia novonoin’izy ireo ny zanak’ondrin’ny Paska,+ tamin’ny fahefatra ambin’ny folon’ny volana faharoa. Ary menatra ny mpisorona sy ny Levita, ka nanamasina+ ny tenany, ary nitondra fanatitra dorana tao an-tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara