1 Tantara 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny efatra arivo sy roa alina amin’ireo dia ho mpanara-maso ny asa ao an-tranon’i Jehovah, ny enina arivo ho mpiadidy+ sy mpitsara,+ 1 Tantara 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary tamin’ny Jizarita,+ dia i Kenania sy ireo zanany no nisahana ny andraikitra tany ivelan’ny tranon’Andriamanitra,+ ka izy ireo no mpiadidy sy mpitsara+ teo amin’ny Israely.
4 Ny efatra arivo sy roa alina amin’ireo dia ho mpanara-maso ny asa ao an-tranon’i Jehovah, ny enina arivo ho mpiadidy+ sy mpitsara,+
29 Ary tamin’ny Jizarita,+ dia i Kenania sy ireo zanany no nisahana ny andraikitra tany ivelan’ny tranon’Andriamanitra,+ ka izy ireo no mpiadidy sy mpitsara+ teo amin’ny Israely.