1 Tantara 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+ 1 Tantara 16:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary i Hemana+ sy Jedotona+ no nampaneno ny trompetra+ sy ny kipantsona ary ny zavamaneno nanaovana hira ho an’Andriamanitra, ary ny zanakalahin’i+ Jedotona no teo am-bavahady.
31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+
42 Ary i Hemana+ sy Jedotona+ no nampaneno ny trompetra+ sy ny kipantsona ary ny zavamaneno nanaovana hira ho an’Andriamanitra, ary ny zanakalahin’i+ Jedotona no teo am-bavahady.