Levitikosy 19:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Mitsangàna raha eo anatrehan’ny fotsy volo ianao,+ ary asio fiheverana ny zokiolona,+ ka matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah. Joba 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa hoy aho: ‘Izay ela niainana no aoka hiteny,Ary izay be taona no aoka hampahafantatra ny fahendrena.’+ Ohabolana 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+ Ohabolana 20:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ravaky ny tanora ny tanjany,+ ary voninahitry ny zokiolona ny volofotsiny.+
32 “‘Mitsangàna raha eo anatrehan’ny fotsy volo ianao,+ ary asio fiheverana ny zokiolona,+ ka matahora an’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
7 Fa hoy aho: ‘Izay ela niainana no aoka hiteny,Ary izay be taona no aoka hampahafantatra ny fahendrena.’+
31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+