Eksodosy 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nalainy ilay zanak’omby nataon’ireo, ka nodorany ary notorotoroiny ho vovoka.+ Ary nafafiny teny amin’ny rano izany,+ ka nampisotroiny ny zanak’Israely.+
20 Dia nalainy ilay zanak’omby nataon’ireo, ka nodorany ary notorotoroiny ho vovoka.+ Ary nafafiny teny amin’ny rano izany,+ ka nampisotroiny ny zanak’Israely.+