5 ‘Mitondrà fanomezana ho an’i Jehovah avy ao aminareo.+ Aoka hitondra izany ho fanomezana ho an’i Jehovah ny olona rehetra atosiky ny fony,+ ka hanome volamena, volafotsy, varahina,+
5 volamena ho an’izay zavatra volamena, ary volafotsy ho an’izay volafotsy sy ho an’izay rehetra ataon’ny mpanao asa tanana. Koa iza no vonona hanao fanomezana an-tsitrapo ho an’i Jehovah anio?”+
7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo+ na an-tery, fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+