FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “‘Raha omby no ateriny ho fanatitra dorana,+ dia tokony ho lahy tsy misy kilema.+ Eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana no hanolorany azy an-tsitrapo eo anatrehan’i Jehovah.+

  • Nomery 29:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 “‘Ireo no hatolotrareo ho an’i Jehovah amin’ny fety,+ ho fanatitra dorana+ sy fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ ary sorona iombonana,+ ankoatra ny fanatitra fanefana voady+ sy ny fanatitra an-tsitrapo+ atolotrareo.’”

  • Deoteronomia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Any no hanateranareo ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny tananareo,+ sy ny fanatitra fanefana voady,+ sy ny fanatitra an-tsitrapo,+ ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinareo.+

  • 2 Tantara 29:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Farany dia hoy i Hezekia: “Nahazo fahefana ho mpisorona indray ianareo izao, mba hanao fanompoana ho an’i Jehovah.+ Koa manatòna, ka mitondrà sorona+ ary manatera sorona fisaorana+ ao an-tranon’i Jehovah.” Ary nitondra sorona sy nanatitra sorona fisaorana ny fiangonana, fa nitondra fanatitra dorana kosa izay rehetra natosiky ny fony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara