Ezra 2:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Sivy amby telopolo amby zato ny fitambaran’ny taranak’ireo mpiandry vavahady, izany hoe ny taranak’i Saloma,+ sy ny taranak’i Atera,+ sy ny taranak’i Talmona,+ sy ny taranak’i Akoba,+ sy ny taranak’i Hatita,+ ary ny taranak’i Sobay.
42 Sivy amby telopolo amby zato ny fitambaran’ny taranak’ireo mpiandry vavahady, izany hoe ny taranak’i Saloma,+ sy ny taranak’i Atera,+ sy ny taranak’i Talmona,+ sy ny taranak’i Akoba,+ sy ny taranak’i Hatita,+ ary ny taranak’i Sobay.