4 ka nentiko tao an-tranon’i Jehovah, tao amin’ny efitra fisakafoan’ny+ taranak’i Hanana zanak’i Jigdalia, lehilahin’Andriamanitra. Teo akaikin’ny efitra fisakafoan’ireo andriana, izay tao ambonin’ny efitra fisakafoan’i Mahaseia zanak’i Saloma,+ mpiandry varavarana, no nisy an’ilay efitra.