FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Araka ny soa nataon’ny tanan’Andriamanitray+ taminay, dia nentin’izy ireo tany aminay ny lehilahy malina+ iray atao hoe Serebia,+ avy amin’ny taranak’i Maly+ zafikelin’i Levy,+ zanak’i Israely. Nentin’izy ireo koa ny zanak’i Serebia sy ny rahalahiny, valo ambin’ny folo lahy;

  • Nehemia 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aoka koa aho homena taratasy ho an’i Asafa, mpiambina ny alan’ny mpanjaka, mba hanomezany ahy hazo hanaovako ny vavahadin’ny Lapan’ny+ tempoly,+ sy ny mandan’ny+ tanàna, ary ny trano hipetrahako.” Koa nomen’ny mpanjaka ahy ireo, araka ny soa nataon’ny tanan’Andriamanitro tamiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara