Nehemia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa hoy izy ireo tamiko: “Tena voa mafy+ sy latsain’ny+ olona ireo sisa niangana avy tamin’ny fahababoana, izay any amin’ny faritany.+ Mbola rava ny mandan’i+ Jerosalema, ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+ Nehemia 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Farany dia hoy aho tamin’izy ireo: “Hitanareo izao fahavoazantsika izao! Rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa andao isika hanorina indray ny mandan’i Jerosalema, mba hifarana hatreo ny fandatsana antsika.”+
3 Koa hoy izy ireo tamiko: “Tena voa mafy+ sy latsain’ny+ olona ireo sisa niangana avy tamin’ny fahababoana, izay any amin’ny faritany.+ Mbola rava ny mandan’i+ Jerosalema, ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+
17 Farany dia hoy aho tamin’izy ireo: “Hitanareo izao fahavoazantsika izao! Rava i Jerosalema ary kilan’ny afo ny vavahadiny. Koa andao isika hanorina indray ny mandan’i Jerosalema, mba hifarana hatreo ny fandatsana antsika.”+