Eksodosy 23:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aza manao fifanekena amin’izy ireo na amin’ny andriamaniny.+ Eksodosy 34:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao,+ nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny ilay zanany vavy, ka hitarika ny zanakao lahy hanana fifandraisana mamoafady toy izany koa.+ Deoteronomia 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+ Josoa 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Fa raha miala aminy kosa ianareo+ ka mifikitra amin’ny sisa tavela amin’ireo firenena+ mbola eo aminareo ireo, ary mifanambady*+ amin’ireo ka mifanerasera aminy ary izy ireo koa mifanerasera aminareo,
16 Dia haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao,+ nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny ilay zanany vavy, ka hitarika ny zanakao lahy hanana fifandraisana mamoafady toy izany koa.+
3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+
12 “Fa raha miala aminy kosa ianareo+ ka mifikitra amin’ny sisa tavela amin’ireo firenena+ mbola eo aminareo ireo, ary mifanambady*+ amin’ireo ka mifanerasera aminy ary izy ireo koa mifanerasera aminareo,