Ezra 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireto avy ny lohan’ireo fianakaviambe+ sy ireo voasoratra tao amin’ny tetirazana,+ izay niara-niakatra tamiko avy tany Babylona, tamin’ny andro nanjakan’i Artaksersesy+ Mpanjaka:
8 Ireto avy ny lohan’ireo fianakaviambe+ sy ireo voasoratra tao amin’ny tetirazana,+ izay niara-niakatra tamiko avy tany Babylona, tamin’ny andro nanjakan’i Artaksersesy+ Mpanjaka: