FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ny mpiandry vavahady+ dia i Saloma+ sy Akoba sy Talmona ary Ahimana. Ary i Saloma rahalahiny no lohany.

  • Ezra 2:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Sivy amby telopolo amby zato ny fitambaran’ny taranak’ireo mpiandry vavahady, izany hoe ny taranak’i Saloma,+ sy ny taranak’i Atera,+ sy ny taranak’i Talmona,+ sy ny taranak’i Akoba,+ sy ny taranak’i Hatita,+ ary ny taranak’i Sobay.

  • Nehemia 7:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary valo amby telopolo amby zato ny mpiandry vavahady,+ izany hoe ny taranak’i Saloma,+ sy ny taranak’i Atera, sy ny taranak’i Talmona,+ sy ny taranak’i Akoba,+ sy ny taranak’i Hatita, ary ny taranak’i Sobay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara