2 “Izao no nolazain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa:+ ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah+ Andriamanitry ny lanitra,+ ary izy no naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda.
23 Ary aoka hotanterahina amin-kafanam-po+ avokoa ny baikon’Andriamanitry+ ny lanitra ho an’ny tranon’ilay Andriamanitry ny lanitra,+ sao hiharan’ny fahatezerana ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany.+