Josoa 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Mizpe,+ Kefira,+ Moza, 2 Tantara 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nentin’i Asa Mpanjaka ny Joda+ rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa+ ny tanànan’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana an’i Geba+ sy Mizpa.+ Jeremia 40:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nankany amin’i Gedalia+ zanak’i Ahikama tokoa i Jeremia, ka niara-nonina taminy tany Mizpa,+ teo amin’ny vahoaka sisa tavela tao amin’ilay tany.
6 Ary nentin’i Asa Mpanjaka ny Joda+ rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa+ ny tanànan’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana an’i Geba+ sy Mizpa.+
6 Koa nankany amin’i Gedalia+ zanak’i Ahikama tokoa i Jeremia, ka niara-nonina taminy tany Mizpa,+ teo amin’ny vahoaka sisa tavela tao amin’ilay tany.