FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa nosamborin’izy ireo ravehivavy. Dia novonoiny ho faty izy,+ raha vao tongany teo amin’ny lalana fidiran-tsoavaly+ teo amin’ny tranon’ny mpanjaka.+

  • 2 Tantara 23:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nosamborin’izy ireo ravehivavy. Dia novonoiny ho faty izy, raha vao tongany teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin-tsoavaly teo amin’ny tranon’ny mpanjaka.+

  • Nehemia 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ny mpisorona kosa nanamboatra ny simba tandrifin’ny tranony avy, nanomboka teo amin’ny Vavahadin-tsoavaly+ no ho mianavaratra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara