Ezra 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dimy amby fitopolo sy fitonjato ny taranak’i Ara,+ Nehemia 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Olona maro tao Joda mantsy no efa nianiana fa hanohana azy, noho izy vinantolahin’i Sekania zanak’i Ara,+ ary i Johanana zanany lahy efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama+ zanak’i Berekia.
18 Olona maro tao Joda mantsy no efa nianiana fa hanohana azy, noho izy vinantolahin’i Sekania zanak’i Ara,+ ary i Johanana zanany lahy efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama+ zanak’i Berekia.