FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 2:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Koa nilaza tamin’izy ireo ny Governora*+ fa tsy mahazo mihinana+ ny zavatra masina indrindra izy ireo, raha tsy rehefa misy mpisorona mitondra Orima+ sy Tomima.

  • Nehemia 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary niteny toy izao tamin’ny olona rehetra i Nehemia+ Governora,+ sy Ezra+ mpisorona sady mpanao dika soratra, ary ny Levita izay nampianatra ny vahoaka: “Masina amin’i Jehovah Andriamanitrareo ity andro anio ity.+ Koa aza malahelo na mitomany.”+ Nitomany daholo mantsy ny olona, teo am-pihainoana izay voalazan’ny lalàna.+

  • Nehemia 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa ireto avy no nanisy tombo-kase+ an’izany:

      I Nehemia+ Governora+ zanak’i Hakalia,+

      Zedekia,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara