Nehemia 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ireo mpisorona rahalahiny, ka nanamasina+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny manda nanomboka teo amin’ny Tilikambon’i Mea+ ka hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+ Nehemia 13:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Vinantolahin’i Sanbala+ Horonita+ ny iray tamin’ny zanak’i Joiada,+ zanak’i Eliasiba+ mpisoronabe, ka noroahiko tsy ho eo anatrehako.+
3 Nanao ny Vavahadin’ondry+ i Eliasiba+ mpisoronabe sy ireo mpisorona rahalahiny, ka nanamasina+ sy nametaka azy io. Nohamasinin’izy ireo koa ny manda nanomboka teo amin’ny Tilikambon’i Mea+ ka hatrany amin’ny Tilikambon’i Hananela.+
28 Vinantolahin’i Sanbala+ Horonita+ ny iray tamin’ny zanak’i Joiada,+ zanak’i Eliasiba+ mpisoronabe, ka noroahiko tsy ho eo anatrehako.+