FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa niverina avy tany amin’ny zaridainan’ny lapa ny mpanjaka ka nankao amin’ny trano nisy ilay fanasana,+ dia hitany niankohoka teo ambonin’ny fandriana+ nisy an’i Estera i Hamana. Dia hoy ny mpanjaka: “Tadiavinao hovetavetaina koa angaha ny vadin’ny mpanjaka, nefa izaho ato an-trano?” Raha vao tapitra ny tenin’ny mpanjaka,+ dia nosaronana ny tarehin’i Hamana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara