FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nisy lamba rongony sy lamba landihazo malefaka ary lamba manga,+ nofatorana tamin’ny kofehy vita tamin’ny lamba tena tsara sy kofehy volonondry nolokoana volomparasy somary mena.+ Ary ireo kofehy dia nafatotra teo amin’ny tahony boribory volafotsy izay teo amin’ny andry marbra. Ary nisy fandriana+ volamena sy volafotsy nipetraka teo ambony rarivato vita tamin’ny pôrfira* sy marbra fotsy sy hara* ary marbra mainty.

  • Matio 26:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny takariva,+ dia nandry ilika nisakafo izy sy ny mpianatra roa ambin’ny folo lahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara