-
2 Samoela 21:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary naka lamba gony+ i Rizpa zanakavavin’i Aia,+ ka novelariny teo ambony vatolampy. Dia nitoetra teo izy hatramin’ny fanombohan’ny fijinjana ka mandra-pilatsaky ny orana avy any an-danitra teo amin’ireo faty.+ Ary tsy navelany hisy vorona+ hipetraka teo amin’ireo faty nandritra ny andro, na bibidia+ any an-tsaha nandritra ny alina.
-