FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny mpanompon’ny mpanjaka teo am-bavahadiny+ dia niondrika sy niankohoka teo anatrehan’i Hamana avokoa, satria izany no didin’ny mpanjaka. Fa i Mordekay kosa tsy mba niondrika na niankohoka.+

  • Estera 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy ny mpanjaka: “Iza no ao an-tokotany ao?” Ary teo amin’ny tokotany+ ivelan’ny tranon’ny mpanjaka i Hamana tamin’izay. Tonga mantsy izy mba hangataka tamin’ny mpanjaka ny hanantonana an’i Mordekay teo amin’ilay tsato-kazo+ efa nomaniny ho azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara