Isaia 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+ Jeremia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Ataovy manarona anareo ireo ampinga boribory. Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+ satria Izy efa nikasa hamely an’i Babylona+ mba haharava azy. Fa famalian’i Jehovah izany, dia famaliany noho ny nandravana ny tempoliny.+
2 Misy fahitana mafonja+ naseho tamiko: Ny mpamitaka dia mamitaka, ary ny mpandroba mandroba.+ Miakara, ry Elama! Manaova fahirano, ry Media!+ Efa natsahatro daholo ny fisentoana vokatry ny nataony.+
11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Ataovy manarona anareo ireo ampinga boribory. Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+ satria Izy efa nikasa hamely an’i Babylona+ mba haharava azy. Fa famalian’i Jehovah izany, dia famaliany noho ny nandravana ny tempoliny.+