FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mandrava izy mba tsy hisy ho afaka hanorina.+

      Ary hidiany eo anoloan’ny olona izany mba tsy hosokafana.+

  • Joba 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Nosakanany tamin’ny rindrim-bato ny lalako,+ ka tsy afa-mandroso aho,

      Ary nataony maizina ny lalako.+

  • Fitomaniana 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nosakanany tamin’ny vato voapaika ny lalako,+ sady nataony niolakolaka be.+

  • Hosea 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa hofefeko tsilo ny lalany, ary hanangana rindrim-bato hanakanana azy aho,+ mba tsy hahitany izay alehany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara