FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Hirotsaka toy ny orana+ ny fampianarako,

      Hilatsaka tahaka ny ando+ ny teniko,

      Eny, tahaka ny erika eny amin’ny ahitra+

      Sy tahaka ny oram-be eny amin’ny zavamaniry.+

  • Ohabolana 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ny fahalalany no nampisarahana ny rano lalina,+ sy nahatonga ny rahona hitete ranonorana madinika.+

  • Isaia 55:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa toy ny orana sy ny lanezy milatsaka avy any an-danitra, ka tsy miverina any raha tsy mahavonto ny tany, sy mahatonga ny zavatra eo aminy hitsiry sy hahavokatra,+ ary manome masomboly ho an’ny mpamafy sy manome sakafo ho an’ny mpihinana,+

  • Jeremia 14:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Misy mahavita mandatsaka orana ve ireo sampy tsy misy ilana azy+ tompoin’ireo firenena? Mahay mandrotsaka oram-be ve raha ny lanitra fotsiny?+ Tsy Ianao ve no mahavita izany, ry Jehovah Andriamanitray ô?+ Koa ianao no antenainay, satria ianao no nanao izany rehetra izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara