1 Tantara 16:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Haja amam-boninahitra no eo anatrehany,+Ary hery sy fifaliana no ao amin’ny fonenany.+ Salamo 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+
8 Ry Jehovah Tomponay ô, heni-kaja eran-tany ny anaranao,+Tantaraina any ambonin’ny lanitra ny voninahitrao!+