Mpitsara 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nisy lehilahy voafantina fitonjato izay samy kavia,+ tamin’ireo vahoaka rehetra ireo. Samy mpampiasa pilotra+ izy rehetra ireo, ary ny vato nalefany dia tsy nisy nivaona na dia hoatran’ny singam-bolo iray aza. 2 Tantara 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary ireto avy no nataon’i Ozia vonona foana ho an’ilay tafika manontolo: Ampinga+ sy lefona+ sy fiarovan-doha+ sy akanjo mifono vy+ sy tsipìka+ ary vatom-pilotra.+
16 Nisy lehilahy voafantina fitonjato izay samy kavia,+ tamin’ireo vahoaka rehetra ireo. Samy mpampiasa pilotra+ izy rehetra ireo, ary ny vato nalefany dia tsy nisy nivaona na dia hoatran’ny singam-bolo iray aza.
14 Ary ireto avy no nataon’i Ozia vonona foana ho an’ilay tafika manontolo: Ampinga+ sy lefona+ sy fiarovan-doha+ sy akanjo mifono vy+ sy tsipìka+ ary vatom-pilotra.+