FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 14:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Matahotra ny hendry ka miala amin’ny ratsy,+ fa ny tsisy saina kosa tezitra sy matoky tena loatra.+

  • Ohabolana 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sambatra ny olona manan-tahotra mandrakariva,+ fa izay manamafy fo kosa hahita loza.+

  • Isaia 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Lozan’ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah, “dia ireo vonona hanatanteraka fikasana nefa tsy fikasana avy amiko,+ sy mandraraka fanatitra zava-pisotro nefa tsy notarihin’ny fanahiko, ka mampitombo fahotana,+

  • Daniela 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nirehareha anefa ny fony ary be di-doha izy, ka sahisahy ratsy nanao izay tsy tokony hatao.+ Koa naongana tsy ho eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, ary nesorina taminy ny voninahiny.+

  • Zakaria 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nataony mafy toy ny vato ny fony,+ mba tsy hankatoavany ny lalàna+ sy ny teny nalefan’i Jehovah Tompon’ny tafika tamin’ny alalan’ny fanahiny,+ ka nampitainy tamin’ny alalan’ny mpaminany fahiny.+ Dia tezitra mafy i Jehovah Tompon’ny tafika.”+

  • Romanina 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+

  • 1 Korintianina 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Sa “manao izay hahasaro-piaro an’i Jehovah isika”?+ Mahery noho izy angaha isika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara