FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tsinontsinona tokoa ianareo.+

      Mahita ny loza manjo ahy ianareo, dia raiki-tahotra.+

  • Joba 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 “Efa nandre zavatra maro toy izany aho.

      Mpampionona mandreraka daholo ianareo!+

  • Jeremia 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ataony alasafay ny fanasitranana ny fahavoazan’ny oloko,+ amin’ny filazany hoe: ‘Fiadanana! Fiadanana!’ nefa tsy misy fiadanana akory.+

  • Ezekiela 34:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny osa tsy hatanjahinareo,+ ny marary tsy sitraninareo, ny tapaka tsy asianareo fehy lamba, ireo nania tsy averinareo, ary ny very tsy tadiavinareo.+ Teo ambany fifehezanareo ireny, nefa nasiaka taminy ianareo, ary lozabe mihitsy aza.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara