Joba 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izy koa no mpamonjy ahy,+Fa tsy hisy mpivadi-pinoana ho tafiditra eo anatrehany.+ Joba 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mampitombo ny fahatezeran’Andriamanitra ny mpivadi-pinoana.+Tsy hiantso vonjy izy ireo satria nogejainy. Hebreo 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+
13 Mampitombo ny fahatezeran’Andriamanitra ny mpivadi-pinoana.+Tsy hiantso vonjy izy ireo satria nogejainy.
6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo velomina indray ho amin’ny fibebahana,+ satria mamantsika ny Zanak’Andriamanitra amin’ny hazo fijaliana indray izy ireo, ka manala baraka azy ampahibemaso.+